|
|
|
|

Entry 1  iheverana
Root  2 hevitra
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3#243]
Examples  8  Tsy mora araka ny iheverana azy akory ny mitantara. [2.314#]
9  Mitovitovy amin'ny atao hoe «Zavatra» no iheverana azy. [2.588#]
10  Ary inona no mba hanintona amin' ny fiainana natolotra amin' ny fotoana izay iheverana matetika ny fahafoizan-tena ho fanoherana ny zon' ny olona hivelatra? [1.369#]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21