|
|
|
|

Entry 1  hatsara
Root  2 tsara
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in English  6 excellence; goodness [1.7]
Explanations in French  7 l'état de ce qui est beau, bon [1.3#754]
8 excellence; bonté [1.8]
Examples  9  Miankina amin' ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan' ny famotopotorana sy fanadihadiana atao; [4.27#]
10  Nozarina hifoka sy higoka izany hatsara sy hanitry ny zava-kanto frantsay izany ny zatovo malagasy, ka dia nanadino tsikelikely ny hatsara na ny hanitry ny maha-Malagasy azy. [1.317#]
Synonyms  11 fahatsara
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word hatsara

Anagrams  hatsara, 13 sahatra

Updated on 2026/04/22