|
|
|
|

Entry 1  hasahiana
Root  2 sahy
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra [1.1]
Explanations in French  7 courage, audace, hardiesse [1.3#558]
Examples  8  Eny, hasahiana, fa henoy re, aloha, ny manaraka e. [2.270]
9  Nentin' ny hasahiana anefa ilay Rangahy iray, ka niverenany nalaina ny langilanginy, kanjo. [2.895]
Synonyms  10 fahasahiana

Anagrams  hasahiana, 11 hasiahana

Updated on 2026/04/22