|
|
|
|

Entry 1  halatra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  11 Fakana zavatr' olona tsy an-drariny: Voarara ao amin' ny didy fahafito ny halatra
12 Fifetsena zavatr' olona: Halatra ankitsirano izao fihazonanao ny koramako izao
13 Zavatra nangalarina: Mahavoasazy ny mividy halatra [1.1]
Explanations in English  14 theft, pilfery, robbery [1.2]
Explanations in French  15 la chose volée, vol, larcin, action faite à la dérobée, sans permission: Sahy nivarotra halatra izy (Il a osé vendre des objets volés) [1.3#209]
Examples  16  Hita fa halatra ity, ary halatra goavana. [2.4#132]
17  tsy manana anton-koraka fa halatra no antenainy; [2.69#18]
18  Indray maka, nisy vonoana olona noho ny halatra mangahazo. [2.472#129]
Analogs  19  behariva, 20  latsakalina, 21  rairay, 22  temoka
Combinations  23  9 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word halatra
Proverbs  24  Proverbs containing that word
Article  25 Randzavola: halatra ao amin' ny Baiboly

Anagrams  halatra, 26 lahatra

Updated on 2026/04/22