|
|
|
|

Entry 1  angalarina
Root  2 halatra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza zavatr' olona alaina tsy andrariny: Nangalarin' i Koto ny kanetinay [1.1]
Explanations in English  9 to be stolen, to be taken away. [1.2]
Examples  10  Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony. [4.27#]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21