|
|
|
|

Entry 1  hafatesana
Root  2 faty
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Examples  6  hafatesana tsy heloka, havelomana tsy hitsiny. [2.558]
7  Ka ny ao Toamasina, sy Mojanga sy Anorontsanga, hatramin'izay namelezany ireo izay, dia matetika izy no mamely bombo ny tanàna, ary miady amintsika, ka rafitra mafy ny ady, ka samy hafatesana, nany antsika; [2.59#142]
Synonyms  8 fahafatesana
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22