|
|
|
|

Entry 1  fahafatesana
Root  2 faty
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Fialan' ny aina: Tsy fantatra ny andro hahatongavan' ny fahafatesana [1.1]
Explanations in English  7 death [1.7]
Explanations in French  8 la mort [1.3, 1.8, 1.5]
9 action de tuer, de faire mourir [1.3, 1.5]
10 l'instrument, le lieu, le temps de tuer, de faire mourir [1.3]
Examples  11  Teo ambavahaon'ny fahafatesana, nefa afaka! [2.324]
12  Hiady ihany va re aho, sa hiandry fotsiny ny fiavin' ny fahafatesana? [2.471#19]
13  Ny fahafatesany no re avy any nony tsy nitsidika azy maharitra. [2.470#183]
Synonyms  14 hafatesana
Proverbs  15  Proverbs containing that word
Article  16 Randzavola: fahafatesana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2026/04/22