|
|
|
|

Entry 1  fipetrahana
Root  2 petraka
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Fitombenana: Mahavo azy ny fipetrahan' ny alika noho ny fitsanganany
7 Fitoerana: Aiza ny fipetrahan' ny sira ato an-dakozia?
8 Fonenana: Any ambanivohitra no fipetrahanay raha vakansy [1.1]
Explanations in English  9 the act of sitting; a seat [1.7]
Explanations in French  10 l'action de s'asseoir, le séjour, le lieu, le siège [1.3]
11 action de s'asseoir; siège [1.8]
Examples  12  Akalam-bory kely teo anoloan' ny fatana no fipetrahan' I Neny na mahandro izy na mihinan-kanina. [2.472#8]
13  Ny tiany dia ny voalohan-toerana amin'ny fanasana, ny fipetrahana voalohany amin'ny sinagoga [2.996]

Updated on 2026/04/19