|
|
|
|

Entry 1  faninefany
Root  2 inefatra
Part of speech  3  adverb [Full list]
Morphology 
4  Simple :
Explanations in Malagasy  5 Famerenana asa iray hatramin' ny inefatra: Faninefany izao no nahozoako loko: mba itsikian' ny vintana mihitay aho [1.1]
Explanations in English  [1.75#xlvii]
Explanations in French  6 pour la quatrième fois [1.3]
Examples  7  Intelo izy no nitsangana hiditra ho ao amin-dRazaimalala, nefa vahotra toy ny notanan-javatra, faninefany dia tafatsangana ihany izy, ka nitsaitsaika, ndrao matory izy ka manaitra azy. [2.324]

Updated on 2026/04/19