| Entry | 1 faharazana |
| Root | 2 razana |
| Elementary words | 3 faha~, 4 razana |
| Part of speech | 5 adverb [Full list] |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Hatramin' ny andro niainan' ny razana: Fomba nentim-paharazana
[1.1] |
| Explanations in English |
9 In ancestral times
[1.2#146] |
| Explanations in French |
10 du temps des ancêtres
[1.3#136] |
| Examples |
11 Na dia izany aza, dia nilaza ny Govememanta fa tsy hisy hiova na ny satan' ny vahoaka na ny Lalàna velona mbamin' ny fomba amam-panao malagasy faharazana.
[2.113]
|
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Anagrams | faharazana, 13 fahazarana, 14 hafa razana |
| Updated on 2026/07/17 |
|