|
|
|
|

Entry 1  fahagola
Elementary words  2 faha~, 3 gola
Part of speech  4  adjective or adverb
Morphology 
5  Simple :
Explanations in Malagasy  6 taloha efa lasa ela be: Tsy fantatra izay nonina tamin' itony tany itony fahagola [1.1]
7 taloha, fahiny [1.13]
Explanations in English  8 anciently, in former times.
9 ancient, very ancient [1.2#146]
10 in olden times [1.7]
Explanations in French  11 anciennement [1.8]
12 archaïque [1.13]
Examples  13  Ny mponina fahagola : Ny Vazimba. [2.508#430]
14  Fahagola, hazo lava marani-doha no niasana ny tany. [2.117#120]
15  Tokony ho misy mihitsy fetin' ny santa-bokatra teto Imerina fahiny fahagola. [2.285#235]
Vocabulary  16  Time
Synonyms  17 fahagolantany
Analogs  18  fahiny
Article  19 Randzavola: fahagola ao amin' ny Baiboly

Updated on 2026/04/22