|
|
|
|

Entry 1  fahafahana
Root  2 afaka
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
5  Prefixed :
Explanations in Malagasy  6 Toetran' ny olona afaka, izany hoe tsy voageja, tsy andevozin' ny sasany fa afaka manao izay tiany araka ny sitrapony [1.1]
Explanations in English  7 freedom, liberty [1.7]
Explanations in French  8 Liberté [1.3, 1.8]
9 affranchissement [1.8]
Examples  10  Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny fahafahana, saingy toa ho resiny. [2.471#71]
11  Manafosafo ny tapa-taona izao no naha-mpiasa tao ary mahatsiaro tena ho tafahitsoka amin' ny lalina izy noho ny tsy fahafahany mihetsika intsony. [2.470#152]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word fahafahana
Article  13 Randzavola: fahafahana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2026/04/19