|
|
|
|

Entry (1/3)1  fafana (fafa)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Esorina ny loto, ny fako amin' ny zavatra na toerana iray: Fafao tsara ny efitrano fandriana [1.1]
4  Faohina: Efa nofafako ny latabatra [1.1]
5  Alaina tsy misy avala na kely aza: Nofafan' ny mpangalatra ny entanay tany ambanivohitra [1.1]
Explanations in English  6  To be swept [1.2, 1.7]
7  To be wiped, to be cleared off [1.2]
Explanations in French  8  Qu'on balaie [1.3, 1.8, 1.5]
9  Qu'on essuie [1.3, 1.8]
10  Qu'on raffle: Nofafan' ny tompon-trosa ny fananako rehetra (Mon créancier a rafflé tous mes biens) [1.3]
Examples  11  Ary isaky ny maloto, dia tsy maintsy fafana. [2.332#26]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 

Entry (2/3)17  fafana
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  Hazofisaka [1.78]
20  Hazo fisaka fanaovana gorodon-trano [1.78]
21  Hazo fisaka natao solontsolaitra nanoratana tamin' ny andro taloha: Nasiana menaka kely aloha ny fafana, isaky ny anoratana, dia norarahana vovoka [1.1]
Explanations in English  22  A piece of board for writing on, a lesson-board, a blackboard. [1.2]
Explanations in French  23  Tablette des anciens pour écrire [1.3]
24  Planche [1.19, 1.5, 1.13]
25  Madrier mince. [1.19]
Examples  26  Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony. [2.529#15]
Compound words 

Entry (3/3)28  fafana
Part of speech  29  noun
Explanations in Malagasy  30  Fofona manitra mamerovero mandraraka eran' ny toerana izay [1.1]
Explanations in French  31  Odeur [1.3#136]
Morphology 
32  Simple :
Derivatives 
33  Active verbs :
34  Relative verbs :
35  Nouns :

Anagrams  36  fafana, fanafa

Updated on 2023/08/11