|
|
|
|

Entry 1  endahina
Root  2 endaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  nendahiny daholo ny hoditra rehetra, tsy nisy [1.508]
8  nendahin' ireo mpiambina ny manda ny lambako [2.996#26.5.7]
9  endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo [2.117#121]
10  Io dia saron-daba vifotsy nendahina ary nolavadavahana tamin' ny fantsika ka manjary marokoroko ny lafiny iray [2.472#21]

Updated on 2026/04/19