|
|
|
|

Entry 1  endahana
Root  2 endaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Alana hoditra: Efa nendahana ve ilay omby?
9 Esorina ny akanjo eny aminy: Nendahan' ny mpangalatra izy [1.1]
Explanations in English  10 to be flayed, to be peeled off ; to have one's clothing removed by force [1.7]
Explanations in French  11 qui on écorche, qu'on dépouille [1.8]
Examples  12  Ny amidy eny an-tsena hosora-menaka, dia ampihaingoina ny vehivavy, nefa rehefa lafo dia endahana ny haingony [1.437]
13  manaraka izany, dia endahana ny hoditr' ilay omby ka arakotra azy roa, fa tonga biby, hono, izy amin' izay, ka afaka amin' ny fadim-panambadiana. [2.436]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21