|
|
|
|

Entry 1  dontoina
Root  2 donto
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao tonga marenindrenina: Mahagaga fa nodontoin' ny aretina io zaza io
9 Domboina: Aza dontoina amin' ny vato ny angadinao
10 Tonga tsy mailaka, tsy matsilo intsony: Nodontoin' ny asa mafy loatra zaza itỳ ka izany no tsy androsoany amin' ny fianarana [1.1]

Updated on 2026/04/19