|
|
|
|

Entry 1  donto
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  15 Tsy mandre tsara fa marenindrenina: Donto mihitsy ny sofin' io zaza io: intelo izy no antsoina vao mahare
16 Dombo ny lelany na bontolo ny lohany: Dontoity itỳ fandraka itỳ
17 Tsy moramandray fampianarana: Donto velona izany raha zaza: telo volana vao mahay abidy
18 Enti-milaza ny vilany izay maharitra elaela vao tanteraky ny hafanana: Ario any io vilany io fa donto izaitsizy: adiny iray vao mahamasa-bary [1.1]
Explanations in English  19 stupid [1.7]
Explanations in French  20 stupide [1.3#115, 1.8]
21 sourd, émoussé, obstiné, têtu, abruti, endurci, déterminé, hardi [1.3#115]
Examples  22  Rotsiako mangina ny foko efa donto, ary safosafoiko ny masoko bongo! [1.241]
23  Lasa donto sy hena velona ny tena ka tsy tsaroana intsony na fanenony na kaikiny. [2.472#173]
Combinations  24  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word donto
Proverbs  25  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21