|
|
|
|

Entry 1  domelina
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  4 Donto, mahatsiaro ny loha ho mavesatra, tsy afa-manao na inona na inona: Mafy izay asaindroa andro nisesy izay: domelina mihitsy izany ny lohako [1.1]
5 donto [1.13]
Explanations in French  6 abruti [1.3#113, 1.13]
7 Qui a la tête fatiguée, lourde, qui a l'esprit accablé, incapable de travail, de réflexion; qui a perdu la mémoire [1.3#113]
Examples  8  tsy misotro toaka, tsy mifoka sigara, ary tsy mandray zava-maha-domelina; [2.424#]
9  Nangitsingitsina ny sofiko, domelina ny an-dohako, nipararetra ny molotro. [2.643#]
Synonyms  10 donto

Updated on 2026/04/22