|
|
|
|

Entry (1/2) 1  dinitra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Passive verbs :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  6 hatsembohana [1.1, 1.13]
7 fana [1.13]
Explanations in English  8 sweat, perspiration. See linitra, tsemboka [1.2]
9 perspiration [1.7]
Explanations in French  10 [Tankarana] (diñitra) sueur. [1.19]
11 sueur [1.8, 1.13]
Examples  12  Nivoa-dinitra ny endriny. [2.499#47]
13  Dia tsemboka ka mivoa-dinitra avokoa izy. [2.48#251]
14  izany mitsoka sy mikopaka afon' arina avy mianatra: ny handrina feno dinitra, ny takolaka feno ranomaso. [2.285#165]
Vocabulary  15  Biology
Other spellings  16 diñitra, dinitry
Analogs  17  linitra, 18  tsemboka
Combinations  19  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word dinitra

Entry (2/2) 20  Dinitra
Elementary words  21 dinitra
Part of speech  22  name (book title) [Full list]
Vocabulary  23  Literature: books
Author  24 Andriamanantena Georges
Publishings  25  1973.

Anagrams  26 dañitry, dinitra, Dinitra

Updated on 2026/08/15