|
|
|
|

Entry 1  difotra
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  7 Sarona, rakotra: Difotry ny rano ny tanimbary
8 Rendrika ao anaty: Difotry ny alahelo i Neny tamin' ny nahalasanan' i zoky tany am-pita
9 Ihoarana, milentika ao anaty: Difotry ny mangahazo aho: loza izany raha hatsaran' izay voly [1.1]
Explanations in English  10 submerged, overwhelmed [1.2, 1.7]
11 deluged. See safotra, tondraka [1.2]
Explanations in French  12 submergé, dépassé par [1.3, 1.8]
13 plongé dans, qui a disparu sous l'eau, couvert [1.3]
Examples  14  Angamba difotra alahelo loatra izy ka tonga verivery saina. [1.38#32]
15  difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472#36]
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  difotra, 17 dofitra

Updated on 2026/07/17