|
|
|
|

Entry (1/3) 1  bonga
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  10 Sombin-tany mivaingana, dongona kely
11 Tendrombohitra na havoana avo sady lehibe: Any ambadiky ny bonga roa ambin' ny folo [1.1]
12 [Antesaka] vongana [1.78]
13 [Sihanaka] tanety [1.78]
14 havoana na tendrombohitra kely [1.13]
Explanations in English  15 a clod, a lump of earth; a hill, an eminence [Polyn. mamunga] [1.2]
Explanations in French  16 [Antesaka] bloc, masse [1.82]
17 [Tankarana] montagne, plateau. [1.19]
18 dôme, butte [1.13]
Vocabulary  19  Geography: (in general)
Synonyms  20 bongo
Combinations  21  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word bonga
Proverbs  22  Proverbs containing that word

Entry (2/3) 23  bonga
Part of speech  24  noun
Explanations in Malagasy  25 [Tanala] ny mahalehilahy ka ilay toa kitapo kely misy voanjavatra roa eo [1.78]
26 Filazana, amin' ny foko sasany, ny vihina, na ireo vongana roa eo ambanin' ny filahiana [1.1]
Vocabulary  27  Biology
Analogs  28  bongabe
Combinations  29  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word bonga

Entry (3/3) 30  bonga
Part of speech  31  noun
Explanations in Malagasy  32 Anarana iantsoana ny sakoivy raha mbola tsy miofo ho voangory (amin' ny foko sasany) [1.1]
Vocabulary  33  Zoology: invertebrates

Anagrams  34 bango, bonga

Updated on 2026/04/22