|
|
|
|

Entry (1/2) 1  avotana
Root  2 avotra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Vonjena amin' ny fahavoazana, amin' ny mahaporitra: Navotany tamin' ny fanandevozanany firenena avoty kely aho raha manambola ianao
9 Enti-milaza zavatra efa namidy ka vidina vola indray fa tiana hiverina amin' ny tena: Navotako indray ilay tany namidiko tamin-dRabe
10 Vidina, onerana: Havotanao lafo izany vavanao izany [1.1]
Explanations in English  11 to be redeemed, to be ransomed [1.2, 1.7]
Explanations in French  12 qu'on rançonne, qu'on rachète [1.8]

Entry (2/2) 13  avotana
Root  14 avotra
Part of speech  15  passive verb
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Explanations in English  20 to be plucked up, rooted up, or eradicated [1.2]

Anagrams  21 atavano, 22 atavona, 23 atovana, avotana, 24 vatoana, 25 voatana

Updated on 2026/04/19