| Entry (1/2) | 1 avotra |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
19 [Betsimisaraka+Tanala] fanongotana
[1.78] 20 Famonjena 21 Fanafahana na fanalana ao anatin' ny loza 22 Fividianan-javatra efa an' ny tena taloha ihany [1.1] |
| Explanations in English |
23 ransom, redemption
[1.2] 24 price; means of effecting a ransom [1.2] |
| Explanations in French |
25 rachat, rédemption, rançon
[1.3, 1.8] 26 achat d'esclaves, prix, secours [1.3] |
| Examples |
27 avotra aina ny ahy, tsy ahoako izay vola lany, ny aiko angaha misy vidiny!
[2.472#118]
|
| Combinations | 28 3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word avotra |
| Entry (2/2) | 29 avotra |
| Part of speech | 30 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
33 Fanongotana ny ketsa hafindra
[1.1] |
| Explanations in English |
34 See ombotra, ongotra
[1.2] |
| Explanations in French |
35 arrachement, extirpation
[1.3] |
| Anagrams | avotra, 36 ovatra, 37 voatra |
| Updated on 2026/04/19 |
|