|
|
|
|

Entry 1  avonavona
Root  2 avona
Part of speech  3  noun
Morphology 
4  Simple :
Derivatives 
Nouns :
Explanations in Malagasy  7 avona [1.1]
Explanations in English  8 pride, haughtiness [1.7]
Explanations in French  9 [duplicatif] [1.3#68]
10 orgueil, hauteur [1.8]
Examples  11  Tsy be avonavona fa azo itokiana. [1.437#]
12  Tsy dia avonavona aman'eboebo mahadikidiky ve? [2.298#102]
13  Ankehitriny isika dia manatri-maso karazana fahapotehan' ny avonavona. [1.369#]
14  tsy avonavona na tsy fitiavana, fa misy antony tsy ahaizako manaiky ny fangatahany. [2.499#79]
Vocabulary  15  Emotions
Combinations  16  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word avonavona
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21