|
|
|
|

Entry 1  avily
Root  2 vily
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atodika: Avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato / Avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony
9 Ahodina: Naviliny ny masony mba tsy hahita ahy
10 Atolaka: Havilin' Andriamanitra anie izany loza izany!
11 Afindra, ailika: Aza avilinao atỳ amiko ny ratsy nataonao [1.1]
Explanations in English  12 to be turned aside from a road or from a direction [1.7]
Explanations in French  13 qu'on détourne, qu'on fait dévier, qu'on change de chemin ou de direction [1.8]

Anagrams  avily, 14 vilia

Updated on 2026/04/19