|
|
|
|

Entry 1  atikitra
Part of speech  2  adverb [Full list]
Morphology 
3  Present :
4  Past :
5  Future :
Explanations in Malagasy  6 Enti-milaza toerana misy ny tena toy ny atỳ, saingy somary fitenin' ny ankizy: Mafana be atikitra izany
7 Fanoroana lalana na toerana eo am-pitarihan-dalana ny olona miaraka amin' ny tena: Atikitra no misy azy, tompoko [1.1#120]
Explanations in English  8 here. [1.2]
Explanations in French  9 ici, un endroit rapproché et qui est peu ou nullement en vue [1.107#75]
Examples  10  tatikitra an-tranoko izy fahiny (Il est venu chez moi autrefois) [1.107#75]
11  atikitra hianao ka tsy miteny (Vous êtes là et vous ne dites rien [se dit à quelqu'un qu'on n'a pas vu tout d'abord]) [1.107#75]

Anagrams  atikitra, 12 itikatra, 13 takaitry

Updated on 2026/04/19