|
|
|
|

Entry 1  ataotao
Root  2 tao
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  8 qu'on fait par manière d'acquit [1.3]
Examples  9  Tsy ataotao foana ny fambolen-kazo [2.117#21]
10  Tsy mba nataotao foana ireny, fa nasiany torohevitra [1.318]
11  fa raha tsy anombohan-tsikidy, dia ataotao foana symosalahy [2.48#113]
12  ataotaony foana ny fitsaboana ny ferin' ny zanakavavin' ny vahoakako [2.996#30.6.14]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/05/03