|
|
|
|

Entry 1  asoka
Root  2 soka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atsoboka, alentika ao anaty rano dia tsoahina: Asokay ao anaty kafe misy ronono ny mofo [1.1]

Anagrams  9 akosa, asoka, 10 Kaosa, 11 kasao, 12 kasoa, 13 sakao, 14 sakoa, Sakoa, 15 saoka, 16 soaka

Updated on 2026/08/13