| Entry | 1 arahina |
| Root | 2 araka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany ambavahady izy
9 Atao, tanterahina: Araho izay torohevitra homeny anao 10 Alaina tahaka: Mahagaga ity zaza itỳ fa arahiny izay rehetra ataon-drainy 11 Tandremana: Tsy narahinao ny lalàna ka hosazina ianao 12 Takina: Ny lova tamin' i Dadanay ihany no arahinay fa tsy inona akory [1.1] |
| Explanations in English |
13 to be followed, to be pursued, to be prosecuted; to be sued for, as debts.
[1.2] 14 to be followed; to be prosecuted [1.7] |
| Explanations in French |
15 qu'on suit, qu'on poursuit
[1.8] |
| Combinations | 16 6 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word arahina |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Anagrams | arahina, 18 hairaña, 19 hariana, 20 Iharaña, iharana, 21 Naharay |
| Updated on 2026/08/13 |
|