|
|
|
|

Entry 1  antoandro
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  7 Enti-milaza ny fotoan' andro aorian' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana (hatreo amin' ny 8 ka hatramin' ny 12 ora): Mifohaza, rankizy, fa efa antoandro ny andro. [1.1]
Explanations in English  8 Full day, broad daylight. [1.2]
9 full daylight, the daytime [1.7]
Explanations in French  10 le grand jour [1.3#54, 1.8, 1.6#125]
11 midi [1.6#125]
12 Le plein jour, de sept heures du matin à cinq heures du soir, mais surtout de huit heures du matin à midi [2.415#6544]
Examples  13  ny tokony ho atoandro|antoandro nosoratantsika atoandro|antoandro [2.285#38]
14  Izany hoe: ny roa lahy miasa antoandro, ny roa lahy miasa alina [2.471]
15  Efa antoandro be ny andro, nefa tsy mbola nisy zavatra reny ihany sady tsy nisy fiantsoana [2.324]
16  Rehefa vita ny sakafo atoandro dia samy nihevitra ny hiala sasatra avokoa, satria nikasa ny handry ta [2.588]
17  Indray alahady atoandro, miaramila anankiray amin' ireo hafa mpiresaka tamin' izy telo lahy ary avy ao Antananarivo no nanasa azy ho any an-tranon-dray aman-dreniny [2.472#134]
Vocabulary  18  Time
Other spellings  19 atoandro
Analogs  20  antoandrobe, 21  antoandrobenanahary
Combinations  22  7 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word antoandro
Proverbs  23  Proverbs containing that word

Updated on 2026/05/22