|
|
|
|

Entry 1  antenatena
Part of speech  2  preposition [Full list]
Morphology 
3  Simple :
Explanations in Malagasy  4 Enti-milaza toerana eo ampovoan' ny fiakarana na fidinana iray: Niverina nody izy na dia efa tonga teo antenatena lalana aza
5 Rihana tsy ambony na ambany indrindra: Anontanio ao antenatenany fa ao izy no mipetraka [1.1]
Explanations in French  6 au milieu [1.5]
Examples  7  nahaverezana takelaka roa ao an-tenatenany ity boky ity (il y a deux feuilles de perdus au milieu de ce livre) [1.3#694]
8  nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration) [1.3#694]
Other spellings  9 an-tenatena

Updated on 2026/04/22