|
|
|
|

Entry (1/4) 1  angatra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  8 Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [1.1]
Explanations in English  9 partiality [1.2, 1.7]
10 unfair dealing, unfair judgement
11 also false praise, flattery. [1.2]
12 unfairness [1.7]
Explanations in French  13 partialité, préférences [1.8]
Combinations  14  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word angatra
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Entry (2/4) 16  angatra
Part of speech  17  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Explanations in Malagasy  20 [Betsimisaraka] lolo, avelo, fanahy [1.78]
21 [Tanala] matoatoa na lolo [1.78]
22 Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1]
23 [Merina] ambiroa [2.165]
Explanations in English  24 spirit, ghost, demon. [1.2]
25 a ghost [1.7]
Explanations in French  26 fantôme [1.8]
Vocabulary  27  Beliefs
Analogs  28  lolo, 29  matoatoa
Combinations  30  5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word angatra
Proverbs  31  Proverbs containing that word
Quotes  32  Texts mentioning that word

Entry (3/4) 33  angatra
Part of speech  34  noun
Explanations in Malagasy  35 Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [1.1]
36 karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
Explanations in English  37 gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [1.2]
38 gonorrhea [1.7]
Explanations in French  39 blennorragie [1.8, 1.54, 1.13]
Vocabulary  40  Health
Analogs  41  akohofotsy, 42  ambaniana, 43  famehy, 44  farasisa, 45  fiandry, 46  fifia, 47  vania
Combinations  48  4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word angatra

Entry (4/4) 49  angatra
Part of speech  50  adjective
Explanations in Malagasy  51 [Taimoro] maivana [1.78]

Anagrams  angatra, 52 atranga

Updated on 2026/04/22