|
|
|
|

Entry 1  ampirehetana
Root  2 rehitra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in French  [1.3]
Examples  8  Tsy hisy hampirehetana afo ny tranonareo amin' ny sabata [2.996]
9  Mba tsy hiandrasako ela, nampirehetany feran' arina aho ary dia nopasohiko lena ny akanjoko [2.4#91]
10  Izy rehetra mpaka vadin' olona avokoa, hoatra ny fatana nampirehetan' ny mpanao mofo afo, izay mitsahatra tsy misoron' afo, hatramin' ny nametafetany ny koba ka mandra-pivontony [2.996]

Updated on 2026/04/19