|
|
|
|

Entry 1  ampifandanjaina
Root  2 lanja
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  Raha ampifandanjaiko ny faniriako sy ny tsy faniriako hody, toa ny tsy faniriana no mavesatra kokoa, nefa tsy tombon-danja ampy hanapahako hevitra avy hatrany izany/ [2.4#40]
8  Tsy maintsy ampifandanjaina ny fampandrosoana ny faritra mba hanamafisana ny firaisam-pirenena. [4.27]

Updated on 2026/04/19