|
|
|
|

Entry 1  amboarina
Root  2 voatra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza zavatra simba izay karakaraina mba hiverina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony
9 Omanina, karakaraina: Amboary ny sakafon' ny vahiny [1.1]
Explanations in English  10 to be prepared; to be arranged; to be repaired [1.7]
Explanations in French  11 qu'on prépare, qu'on arrange; qu'on répare [1.8]
Examples  12  Raha ny fampiasana azy amin' ny andavanandro no jerena dia mitovy hevitra amin' ny hoe amboarina izy io. [1.519#]
13  Ny kalo dia feo mitaraina amboarina sy angolaina fatratra amin' izay hahamanga azy mba hahahontsa ny mpihaino. [1.437#]
Combinations  14  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word amboarina
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  amboarina, 16 amboriana, 17 anambario, 18 anamboary

Updated on 2026/04/21