|
|
|
|

Entry 1  amarinana
Root  2 varina
Part of speech  3  relative verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Examples  8  Atsy avaratra atsy
misy vato roa mitsatsika
ka hoy ny bodo hoy ny adala
tari-damban-dRasoamaromaka
ka ny ranomaso hono no ravolakizo
ka raha tsy ny olon-tiana tsy amarinana azy
[2.131]

Anagrams  amarinana, 9 amiranana, 10 mañairaña, 11 mañaraina, manaraina

Updated on 2026/08/13