| Entry | 1 ajanona |
| Root | 2 janona |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Aato, tsy tohizina: Najanona ny fanaovan-trano fa lany ny vola
9 Tsy avala hanohy ny dia: Najanon' ny mpamily teny antenatena lalamaizahay 10 Avala: Najanony teto ny zanany fa lasa izy 11 Apetraka: Ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina [1.1] |
| Explanations in English |
12 to be stopped
[1.7] |
| Explanations in French |
13 qu'on arrête, qu'on interrompt;
[1.8] |
| Examples |
14 sy izay fomba ny olom-belona tsy azo ajanona, ka tsy maintsy ho vidiny;
[2.59#]
15 Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka. [1.437#] |
| Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
| Anagrams | ajanona, 17 anjoana |
| Updated on 2026/04/21 |
|