|
|
|
|

Entry 1  ajadona
Root  2 jadona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao mijadona, atsatoka; terena hatao ka tsy azo valiana [1.1]
Explanations in French  9 à planter, à ficher
10 figuré: à exiger avec empire [1.3#289]
Examples  11  Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala etý [2.996#]

Anagrams  ajadona, 12 Joadana

Updated on 2026/04/19