| Explanations in Malagasy |
3mpamaritra matoanteny: enti-manontany toerana: Aiza ianareo no mipetraka? ~ Aiza ny rainao? .
4Enti-miangavy, mitovy hevitra amin' ny hoe nday: Aiza io boky io, ry Naivo a!.
5Enti-mampitaha, ka ilazana fa misy elanelany lavitra: Tsy mianatra mihitsy ise, ry Isambilo; aiza ho aizan' ny fahaizan' Ikoto ato avaratra ny fahaizan' ise!.
[1.1]
6ahia? (Tankarana).
7aia? (Antefasy, Antesaka, Bara, Betsileo, Tandroy, Tankarana).
8ay? (Bara).
9aie? (Mahafaly).
10akaa? (Betsimisaraka).
11haia? (Tankarana).
[1.78]
|