| Entry (1/2) | 1 ahatra |
| Root | 2 hatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 atao mipaka amin' ny..., atao mianjera, miantefa amin' ny...: Tsy azonao ahatra aminy izany lalàna izany satria olona marary saina izy
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to be made to reach to.
[1.2] 10 to be brought up to, to be applied [1.7] |
| Explanations in French |
11 qu'on fait atteindre jusqu'à, qu'on adresse à, qu'on applique à, qu'on fait retomber sur
[1.3] 12 qu'on applique [1.8] |
| Examples |
13 Taorian'izany fijaliana izany, na dia voasazy tamim-pamindram-po ihany aza izy dia nahalala ny hamafin'ny fampijaliana ahatra amin'ny tsy mpivavaka, tsaraina amin-katezerana.
[2.996]
14 Tsarovy fa toy ny didy nahatra|hahatra taminy izay nahatra|hahatra aminao, ny ahy omaly; [2.996] |
| Entry (2/2) | 15 ahatra |
| Part of speech | 16 Unspecified |
| Derivatives |
|
| Explanations in French |
[1.6] |
| Anagrams | ahatra, 18 harata, 19 tahara |
| Updated on 2026/04/19 |
|