|
|
|
|

Entry 1  ahataka
Root  2 hataka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao mifanalavitra tsy ampifanakekezina: Tokony hahataka kely ny tongotr' itỳ latabatra itỳ
9 Sarahina, atokana: Nahoana no nahatakareo atỳ izahay? [1.1]
Explanations in English  10 used of the things that are to be made separate. [1.2]
11 to be separated from something [1.7]
Explanations in French  12 qu'on sépare, qu'on éloigne, qu'on écarte [1.8]
Examples  13  fa veraveraina hoatra ny vakitrasana, ary ahataka hoatra ny adin' i ondralahy. [1.437#]

Updated on 2026/04/19