|
|
|
|

Entry (1/2) 1  ahasina
Root  2 hasina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Omena hasina, ankatoavina ho masina: Nahasin' ny ambanilanitra tamin' ny volatsivaky ny mpanjaka fahiny rehefa tonga ny Fandroana [1.1]
Explanations in English  9 used of that which is offered as hasina. [1.2]
Explanations in French  10 Avec quoi on attache une grâce, on bénit. [1.3#223]

Entry (2/2) 11  ahasina
Root  12 hasina
Part of speech  13  passive verb
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Explanations in Malagasy  18 Aolana
19 Akivilivily, rotsirotsina: Ahasino io zozoro fa voky loatra [1.1]
Explanations in French  20 à tordre, à bercer [1.3#223]
Examples  21  ny rofia ahasina ka tenomina tsy mba asian-tsorany toy ny jiafotsy, ka mavomavo tahaka ny sarika koa. [1.437#]

Updated on 2026/04/19