|
|
|
|

Entry 1  afototra
Root  2 fototra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Examples  7  hay afototrao izy ity [2.117#60]
8  fa na dia afototra aza izy, dia mety maniry hiany [1.357]
9  ka ny nataoko ity no afototr' Andriamanitra amiko [2.996#7.1.7]
10  fomba fampianatra ny ankizy tsy mba nafototra amin' ny teny malagasy [2.296#10]
11  saingy ny afototra eo amin' ny fampiarana sy ny faminaniana no samy manana ny azy [1.381]

Anagrams  afototra, 12 atofotra, 13 faototra

Updated on 2026/04/19