|
|
|
|

Entry 1  aetry
Root  2 etry
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao tonga mietry, midina ambany, miletsy: Naetrin' ny horohoron-tany ny tanàna tao Ananona
9 Aidina ambany: Izay manambony tena dia haetry, fa izay manetry tena dia hasandratra [1.1]
Explanations in English  10 to be reduced in rank, to be humbled [1.7]
Explanations in French  11 qu'on abaisse, qu'on humilie: Haetriko ny ampiantany, fa manakona (Je vais abaisser le mur, parce qu'il cache la vue) [1.3]
12 qu'on abaisse en rang, qu'on dégrade, qu'on humilie [1.8]
Examples  13  ary izay mandeha amin'ny fiavonavonana dia hainy aetry. [2.996]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  aetry, 15 arety, 16 atery

Updated on 2026/04/21