|
|
|
|

Entry (1/2) 1  aby
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  4 [Antemoro+Bara+Tanosy] avy, rehetra [1.78]
5 [Antesaka] rehetra [1.78]
6 [Betsileo] isany, daholo, rehetra: Añay aby (Izahay rehetra Izao abiaby izao: Izao tontolo izao) [1.78]
7 [Tandroy] manontolo, rehetra: Enteko ho ahy aby vao ty raha toy, [1.78]
8 teny fahita indrindra amin' ny fitenimparitra, mitovy hevitra amin' ny hoe daholo, avokoa: tonga aby ny mpianatra tao am-pianaranay androany [1.1]
Explanations in English  9 [Provincial] All, the whole, every one, each. See avy. The letter b frequently takes the place of v in the provinces. [1.2]
10 [Provincial] all [1.7]
Explanations in French  11 Mot venant des provinces; peu usité en hova, et employé dans le sens de rehetra, avy, tous: Tonga izy aby (Ils sont tous arrivés) ~ Andriana aby (Tous sont nobles) [1.3]
12 [Tankarana] jiaby [1.19]
13 [Provincial] tous [1.8]
Synonyms  14 abiaby
Combinations  15  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word aby

Entry (2/2) 16  Aby
Part of speech  17  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  [2.996]
Explanations in English  18 Abi [2.996]
Explanations in French  19 Abiyya [2.996]
Examples  20  Ary ny anaran-dreniny dia aby, zanakavavin'i Zakaria. [2.996]
Vocabulary  21  Holy Scriptures
Other spellings  22 abì
Biblical quotes  23 Chapters and verses mentioning Aby
Article  24 Randzavola: Aby ao amin' ny Baiboly

Anagrams  25 Abì, Aby, aby, 26 bay, 27 bia, 28 iba

Updated on 2026/08/07