| Entry | 1 masombika |
| Part of speech | 2 name (ethnonym) |
| Explanations in Malagasy |
3 Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin' ny Malagasy eto Madagasikara; Makoa
[1.1] |
| Examples |
4 Hatramin' izay dia tena olom-potsy avokoa ny masombika.
[2.649#]
5 Ny hoe " mikora" dia teny masombika, ka mihinana no dikany. [1.437#] |
| Vocabulary | 6 History: clans, tribes |
| Combinations | 7 5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word masombika |
| Proverbs | 8 Proverbs containing that word |
| Quotes | 9 Texts mentioning that word |
| Anagrams | 10 mambosika, Masombika |
| Updated on 2026/07/17 |
|