|
|
|
|

Entry (1/3) 1  akisa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [1.1]
Synonyms  4 kisa
Analogs  5  antendrivary, 6  antsongony, 7  antsontsany, 8  tonony, 9  vaniny

Entry (2/3) 10  akisa
Part of speech  11  adjective
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  13 Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy [1.1]
Explanations in English  14 affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome. [1.2]
Explanations in French  15 plaisant, agréable, bonasse, jovial [1.3]
Analogs  16  arira, 17  hatsikana, 18  mahatsikaiky, 19  mariadriaka, 20  satriatria

Entry (3/3) 21  Akisa
Part of speech  22  name (biblical) [Full list]
Explanations in Malagasy  [2.996]
Explanations in English  23 Achish [2.996]
Explanations in French  24 Akish [2.996]
Vocabulary  25  Holy Scriptures
Synonyms  26 akisy
Biblical quotes  27 Chapters and verses mentioning Akisa

Anagrams  28 akasy, Akisa, akisa, 29 asika, 30 isaka, Isaka, 31 kasay, 32 kasia, 33 saika, 34 sakay, Sakay, 35 sakia, 36 siaka

Updated on 2026/08/13