Entry zarina (zatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao tonga zatra: Zaro miteny ampahibemaso io tovolahy io fa saro-kenatraloatra [1.1]
Explanations in English To be made accustomed; to be trained [1.7]
Explanations in French Qu'on habitue; qu'on apprivoise [1.3, 1.8]
 Qu’on exerce, qu’on accoutume, qu’on familiarise [1.3]
 Qu'on dompte [1.8]
Examples Mba hitaizana ny mpianatra dia zarina hiala amin' izay fomba ratsiny izy. [1.519]
Morphology 
Present : zarina, zariko, zarinao, zariny, zarintsika, zarinay, zarinareo, zarin', zarin-, zarim-, zari-
Past : nozarina, nozariko, nozarinao, nozariny, nozarintsika, nozarinay, nozarinareo, nozarin', nozarin-, nozarim-, nozari-
Future : hozarina, hozariko, hozarinao, hozariny, hozarintsika, hozarinay, hozarinareo, hozarin', hozarin-, hozarim-, hozari-
Imperative : zaro

Entry zarina
Part of speech noun
Explanations in French Palmier à huile [1.13]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/02/17