| Entry (1/3) | 1 volobe |
| Elementary words | 2 volo, 3 be |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Ny fantsona andehanan' ny bala amin' ny basy Ny fantsona miolikolika amin' ny lalambika [1.1] |
| Entry (2/3) | 6 volobe |
| Elementary words | 7 volo, 8 be |
| Part of speech | 9 noun |
| Explanations in French |
10 (« grand bambou »). Cephalostachyum madagascariense A. Camus (Poaceae). Réf. H.Perrier 10848. Ce nom malgache est également donné aux grands bambous introduits : Dendrocalamus strictus Nees (Poaceae). [Betsimisaraka]
[1.196] |
| Examples |
11 Ny endriny anefa dia maniry volobe ihany nefa kosa ny lohany dia sola ny antsasany.
[2.895#76]
|
| Vocabulary | 12 Botany |
| Scientific name |
|
| Entry (3/3) | 13 Volobe |
| Elementary words | 14 volo, 15 be |
| Part of speech | 16 name (toponym) [Full list] |
| Vocabulary | 17 Geography: towns |
| Anagrams | 18 Volobe, volobe |
| Updated on 2025/10/18 |
|