|
|
|
|

Entry (1/2)1  valamena
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  vala, mena
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fefy na rova manodidina ny faritra misy ny mpitsara
Ny Fitsarana
Examples  5  [2.69] Dia niakatra tao an-tanàna Ibonia ka niditra ny valamena.
6  [2.508] Rehefa tonga ny fotoana hampandroana an' Andriamisara Efa-dahy, dia mivoaka ny Ranitra Ampanjaka, Mpanolo-tsaina ny Mpanjaka sady Mpisorona, mitondra antsy, mamono ireo omby efa voafatotra hovonoina ao amin' ny kianja manodidina ny Zombabe, ny valamena.
All compound words 

Entry (2/2)8  valamena
Part of speech  9  noun
Elementary words  10  vala, mena
Explanations in French  11  [1.196] (En Imerina, on appelait valamena une sorte de barrière qui séparait les juges du public ; mena faisait allusion à la noblesse du juge, représentant de la reine, non à la couleur ; c'est peut être l'origine de ce nom ?). Linum betsiliense Baker (Linaceae). Le lin du Betsileo, plante à jolies fleurs jaunes, peut donner une fibre textile ; textile noble, le rouge étant symbole de noblesse. [Bara, Tanosy]
12  [1.196] (de vala et mena : rouge ; de la couleur du bois). Dombeya lecomtei subsp. trichostyla Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 5292. [Tandroy]
Vocabulary  13  Botany
Scientific name 

Anagrams  14 mañavela, 15 valamena

Updated on 2025/09/12